|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manganohano ny ranomaso |
| Singan-teny | 2manganohano, 3ranomaso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|